Levitikosy 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hamasino ny taona faha-50, ka ataovy antso avo amin’ny mponina rehetra ao amin’ilay tany fa tonga ny fahafahana.+ Ho Jobily ho anareo izany, ka samy hahazo ny lovanareo indray ianareo ary samy hiverina any amin’ny fianakavianareo avy.+
10 Ary hamasino ny taona faha-50, ka ataovy antso avo amin’ny mponina rehetra ao amin’ilay tany fa tonga ny fahafahana.+ Ho Jobily ho anareo izany, ka samy hahazo ny lovanareo indray ianareo ary samy hiverina any amin’ny fianakavianareo avy.+