-
Levitikosy 25:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Arakaraka ny isan’ny taona aorian’ny Jobily no hividiananao tany amin’ny namanao, ary arakaraka ny isan’ny taona iakaran’ny vokatra eo amin’ilay tany no hivarotany aminao.+ 16 Raha mbola betsaka ny taona sisa tavela, dia azony ampiakarina ny vidin’ilay izy. Fa rehefa vitsy kosa ny taona sisa tavela, dia tokony hahenany ny vidiny, satria ny isan’ny fiakaran’ny vokatra no amidiny aminao.
-