Nomery 33:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Roahy eo anatrehanareo daholo ny mponina ao amin’ilay tany, dia poteho daholo ny sarivongana vato namboarin’izy ireo.+ Poteho daholo koa ny sarivongana metaly*+ sy ny toerana avo masina ao.+
52 Roahy eo anatrehanareo daholo ny mponina ao amin’ilay tany, dia poteho daholo ny sarivongana vato namboarin’izy ireo.+ Poteho daholo koa ny sarivongana metaly*+ sy ny toerana avo masina ao.+