FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo azy ireny, ary aza manahaka ny fanaony.+ Tsy maintsy hopotehinao kosa ny sampiny ary hotorotoroinao ny tsangambatony masina.+

  • Eksodosy 34:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Arodano kosa ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.*+

  • Eksodosy 34:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Aza manao andriamanitra vita amin’ny metaly narendrika.+

  • Deoteronomia 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fa izao kosa no hataonareo amin’ireny: Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ kapao ny tsato-kazony masina,*+ ary dory ny sary sokitra ivavahany.+

  • Deoteronomia 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ dory ny tsato-kazony masina,* ary kapao ny sary sokitra ataony andriamanitra,+ ka foano tanteraka eo amin’ilay toerana ny anaran’ireny andriamaniny ireny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara