Eksodosy 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo azy ireny, ary aza manahaka ny fanaony.+ Tsy maintsy hopotehinao kosa ny sampiny ary hotorotoroinao ny tsangambatony masina.+ Eksodosy 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Arodano kosa ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.*+
24 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo azy ireny, ary aza manahaka ny fanaony.+ Tsy maintsy hopotehinao kosa ny sampiny ary hotorotoroinao ny tsangambatony masina.+
13 Arodano kosa ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.*+