Deoteronomia 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tokony hodoranareo ny sary sokitra ataony andriamanitra.+ Aza mitsiriritra ny volafotsy na ny volamena eo amin’ireny, na maka an’izany ho anao,+ sao ho voafandrik’izany ianao. Zavatra maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao mantsy izany.+
25 Tokony hodoranareo ny sary sokitra ataony andriamanitra.+ Aza mitsiriritra ny volafotsy na ny volamena eo amin’ireny, na maka an’izany ho anao,+ sao ho voafandrik’izany ianao. Zavatra maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao mantsy izany.+