22 Holotoinareo ny takela-bolafotsy amin’ny sary sokitrareo, sy ny takela-bolamena amin’ny sarivongana metaly ivavahanareo.+ Dia harianareo ireny, hoatran’ny lamba nampiasain’ny vehivavy tonga fotoana, ka hiteny ianareo hoe: “Aleo itony hariana any!”+