Eksodosy 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo azy ireny, ary aza manahaka ny fanaony.+ Tsy maintsy hopotehinao kosa ny sampiny ary hotorotoroinao ny tsangambatony masina.+
24 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamaniny na manaiky ho voatarika hanompo azy ireny, ary aza manahaka ny fanaony.+ Tsy maintsy hopotehinao kosa ny sampiny ary hotorotoroinao ny tsangambatony masina.+