FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Hataon’i Jehovah resinao izay fahavalo miady aminao.+ Lalana iray no handehanany rehefa hanafika anao izy, fa lalana fito kosa no handosirany anao.+

  • Josoa 23:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lehilahy iray monja aminareo no hanenjika arivo,+ satria i Jehovah Andriamanitrareo no miady ho anareo,+ araka ny efa nampanantenainy anareo.+

  • Mpitsara 7:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha vao henon’i Gideona ilay nofy sy ny dikan’ilay izy,+ dia niankohoka izy ka nivavaka. Ary niverina tany amin’ny tobin’ny Israely izy niteny hoe: “Mitsangàna, fa hataon’i Jehovah resinareo ny tobin’ny Midianina.” 16 Dia nozarainy ho andiany telo izy 300 lahy, ka samy nomeny anjombona+ sy siny lehibe tsy nisy na inona na inona. Nomeny fanilo koa izy ireo hatao ao anaty siny.

  • Mpitsara 15:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Tantara 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Lasa lehiben’ny miaramila telo hafa i Abisay+ rahalahin’i Joaba.+ Nampiasa ny lefony izy, ka nahafaty 300 lahy. Ary nalaza hoatran’ireo telo lahy ihany izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara