-
Deoteronomia 28:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hataon’i Jehovah voan’ny tioberkilaozy sy ny fanaviana mahery+ ary ny hoditra mitera-mena ianao, sady hataony miakatra be ny hafananao. Hasiany amin’ny sabatra+ koa ianao, ary hataony mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry+ ny volinao. Dia hanenjika anao ireo mandra-paharipaka anao.
-
-
Deoteronomia 28:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Hohanin’ny firenen-kafa tsy fantatrao ny vokatry ny taninao sy ny zavatra vokarinao rehetra.+ Ary hisy hanambaka sy hampijalijaly foana ianao.
-