-
Nomery 15:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia handrakotra ny fahotan’ilay olona ny mpisorona, fa nanao fahadisoana izy tamin’izy nanota tsy nahy teo anatrehan’i Jehovah. Handrakotra ny fahotany ilay mpisorona, dia havela ny helony.+
-