FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 4:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “‘Raha zanak’ondry kosa no atolony ho fanatitra noho ny ota, dia tokony ho vavy tsy misy kilema izany.

  • Levitikosy 4:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia hesoriny daholo ny tavin’ilay fanatitra, sahala amin’ny fanalana ny tavin’ny vantotr’ondrilahy atao sorona iombonana. Ary hodoran’ny mpisorona ireo mba hidona-tsetroka eo ambony alitara, eo ambonin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Ary handrakotra ny fahotan’ilay olona ny mpisorona, ka ho voavela ny helony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara