Jeremia 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia izaho mihitsy no hiady aminareo+ ka hanatsotra ny tanako sy hampiasa ny sandriko mahery, sady ho tezitra sy ho vinitra ary hisafoaka aminareo.+
5 Dia izaho mihitsy no hiady aminareo+ ka hanatsotra ny tanako sy hampiasa ny sandriko mahery, sady ho tezitra sy ho vinitra ary hisafoaka aminareo.+