- 
	                        
            
            Fitomaniana 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        5 Lasa toy ny fahavalo i Jehovah;+ Nateliny ny Israely. Nateliny ny tilikambony rehetra, Noravany daholo ireo toerany voaro mafy. Ampitomboiny ny fisaonana sy ny fitomaniana ao amin’i Joda zanakavavy. 
 
-