-
Levitikosy 13:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hozahan’ny mpisorona ilay aretin-koditra. Raha lasa fotsy ny volo eo amin’ilay izy, sady hoatran’ny hoe mandoaka no fahitany an’ilay izy, dia habokana izany. Hozahan’ny mpisorona izany, ka hambarany hoe maloto ilay olona.
-
-
Levitikosy 15:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Maloto izy noho ilay tsiranoka, na mandeha foana ilay tsiranoka mivoaka amin’ny filahiany na manentsina azy io.
-
-
Nomery 19:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Haloto fito andro izay mikasika fatin’olona.+
-