Ezekiela 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena nisy azy ireo ny anarako.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo* teo imason’ireny firenena ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo* nivoaka avy tany Ejipta.+
9 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena nisy azy ireo ny anarako.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo* teo imason’ireny firenena ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo* nivoaka avy tany Ejipta.+