FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 23:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Raha mivoady amin’i Jehovah Andriamanitrao ianao,+ dia aza miandry ela be vao manatanteraka an’ilay voady.+ Tena hotakin’i Jehovah Andriamanitrao aminao mantsy ny hanefanao an’ilay izy. Raha tsy manefa an’ilay izy ianao, dia ho fahotana ho anao izany.+

  • Mpitsara 11:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary nivoady tamin’i Jehovah i Jefta+ hoe: “Raha ampianao handresy ny Amonita aho, 31 dia ho anao, Jehovah, izay olona mivoaka amin’ny varavaran’ny tranoko mba hitsena ahy, rehefa tafaverina soa aman-tsara avy any amin’ny Amonita aho.+ Ary hatolotro ho fanatitra dorana izy.”+

  • 1 Samoela 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nivoady izy hoe: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô, raha mba jerenao ny fahorian’ny mpanomponao ka tsaroanao aho, ary tsy hadinoinao ny mpanomponao fa omenao zanakalahy,+ dia homeko an’i Jehovah izy mandritra ny androm-piainany ary tsy hotapahina mihitsy ny volon-dohany!”*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara