-
Levitikosy 12:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Fa raha tsy takatry ny volany ny ondry, dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy:+ Ny iray ho fanatitra dorana, ary ny iray ho fanatitra noho ny ota. Ary handrakotra ny fahotan’ilay vehivavy ny mpisorona, ka hadio izy.’”
-
-
Levitikosy 14:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “Fa raha mahantra kosa ilay olona ka tsy mahatakatra an’izany, dia haka ondrilahy kely iray ho fanatitra noho ny heloka izy hatao fanatitra ahetsiketsika, mba handrakofana ny fahotany. Dia haka lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha* nafangaro menaka izy, ho fanatitra varimbazaha. Haka menaka iray loga,
-