FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 21:2-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nahita vehivavy mpitondratena mahantra nandatsaka vola madinika kely anankiroa zara raha nisy vidiny*+ izy, 3 ka nilaza hoe: “Lazaiko marina aminareo fa io mpitondratena mahantra io no nandrotsaka betsaka kokoa noho izy rehetra.+ 4 Izy rehetra mantsy nandrotsaka fanomezana avy tamin’izay sisa tsy laniny, fa io vehivavy io kosa na mahantra aza, dia nandrotsaka ny fivelomany rehetra.”+

  • 2 Korintianina 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa raha vonona hanome ny olona iray, dia tena ankasitrahana izany raha araka izay ananany,+ fa tsy araka izay tsy ananany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara