-
Levitikosy 4:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary hodorany eo ambony alitara mba hidona-tsetroka ny taviny rehetra amin’ilay fanatitra, toy ny nataony tamin’ny tavin’ny sorona iombonana.+ Ary handrakotra ny fahotan’ilay mpiadidy ilay mpisorona, ka ho voavela ny helony.
-