-
Josoa 17:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa i Zelofada+ zanak’i Hefera, zanak’i Gileada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, kosa tsy nanana zanakalahy fa vavy ihany. Ireto avy ny anaran’izy ireo: Mahala, Noa, Hogla, Milka, ary Tirza. 4 Dia nankeo anatrehan’i Eleazara+ mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ny mpiadidy izy ireo, ka niteny hoe: “I Jehovah efa nandidy an’i Mosesy hanome anay lova hoatran’ny nomeny an’ireo anadahinay.”+ Nomena lova hoatran’ireo rahalahin-drainy àry izy ireo, araka ny baikon’i Jehovah.+
-