Nomery 33:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 niainga avy tao Almona-diblataima, dia nitoby teo amin’ireo tendrombohitr’i Abarima,+ tandrifin’i Nebo;+ Deoteronomia 32:48, 49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy tamin’iny andro iny: 49 “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima io,+ dia ny Tendrombohitra Nebo+ ao Moaba, izay tandrifin’i Jeriko. Dia tazano ilay tany Kanana homeko ho fananan’ny Israelita.+
47 niainga avy tao Almona-diblataima, dia nitoby teo amin’ireo tendrombohitr’i Abarima,+ tandrifin’i Nebo;+
48 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy tamin’iny andro iny: 49 “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima io,+ dia ny Tendrombohitra Nebo+ ao Moaba, izay tandrifin’i Jeriko. Dia tazano ilay tany Kanana homeko ho fananan’ny Israelita.+