Nomery 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima io,+ dia tazano ilay tany homeko ny Israelita.+ Deoteronomia 32:48, 49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy tamin’iny andro iny: 49 “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima io,+ dia ny Tendrombohitra Nebo+ ao Moaba, izay tandrifin’i Jeriko. Dia tazano ilay tany Kanana homeko ho fananan’ny Israelita.+
12 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima io,+ dia tazano ilay tany homeko ny Israelita.+
48 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy tamin’iny andro iny: 49 “Miakara eo amin’io tendrombohitr’i Abarima io,+ dia ny Tendrombohitra Nebo+ ao Moaba, izay tandrifin’i Jeriko. Dia tazano ilay tany Kanana homeko ho fananan’ny Israelita.+