-
Asan’ny Apostoly 6:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nahafaly ny rehetra ny tenin’izy ireo, ka nofidin’izy ireo i Stefana, lehilahy tena nanam-pinoana sy feno fanahy masina, sy Filipo,+ Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena, ary Nikoleo avy any Antiokia, ilay lasa nanaraka ny fivavahana jiosy.* 6 Dia nentiny tany amin’ny apostoly izy ireo. Ary rehefa avy nivavaka ny apostoly, dia nametra-tanana tamin’izy ireo.+
-