FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 “Izao no hatolotrao isan’andro eo ambony alitara: Ondrilahy kely roa izay herintaona avy.+

  • Levitikosy 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Izao didy izao no holazainao amin’i Arona sy ny zanany lahy: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra dorana:+ Hajanona eo amin’ny fitoeran’afo eo ambony alitara ilay fanatitra, mandritra ny alina mandra-paharainan’ny andro. Ary tokony hatao foana izay hampirehitra ny afo eo ambony alitara.

  • Ezekiela 46:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hanome an’ilay ondrilahy kely sy ilay fanatitra varimbazaha ary ilay menaka izy ireo isa-maraina, mba hatao fanatitra dorana manontolo atolotra tsy tapaka.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara