FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 “Izao no hatolotrao isan’andro eo ambony alitara: Ondrilahy kely roa izay herintaona avy.+

  • Eksodosy 29:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Fanatitra dorana atolotra tsy tapaka izany, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby, ka atao eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana eo anatrehan’i Jehovah, dia eo amin’izay hisehoako aminareo sy hitenenako aminao.+

  • 2 Tantara 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hanorina trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamanitro mantsy aho. Amin’izay aho mba ho afaka hanamasina an’ilay izy ho Azy, handoro emboka manitra+ eo anatrehany, hametraka ny mofo mifanaingina* izay tokony ho eo amin’ny toerany foana,+ ary hanatitra fanatitra dorana amin’ny maraina sy hariva,+ rehefa Sabata+ sy tsinam-bolana+ ary amin’ny fotoanan’ny fety+ ho an’i Jehovah Andriamanitray. Zavatra tsy maintsy ataon’ny Israely foana izany.

  • Ezra 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nataon’izy ireo teo amin’ilay toerany taloha ilay alitara, na dia natahotra ny mponina manodidina aza izy ireo.+ Ary nanolotra sorona dorana ho an’i Jehovah teo ambonin’ilay alitara izy ireo, dia ny sorona dorana amin’ny maraina sy hariva.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara