FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 23:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Fito andro no hanoloranareo fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Hanao fivoriambe masina ianareo amin’ny andro fahavalo,+ ary hanolotra fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Fivoriambe makotrokotroka izany, ka aza manao asa mafy, na inona izany na inona.

  • Levitikosy 23:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Hankalaza ny fety ho an’i Jehovah mandritra ny fito andro kosa ianareo, manomboka amin’ny andro faha-15 amin’ny volana fahafito, rehefa voangonareo ny vokatry ny tany.+ Fitsaharana tanteraka ny andro voalohany, ary fitsaharana tanteraka koa ny andro fahavalo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara