-
Salamo 94:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+
Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!
-
-
Isaia 1:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo,
Dia ilay Maherin’ny Israely:
“Haripako ny fahavaloko,
Ka hovaliako araka izay nataony izy.+
-