FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 19:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hafafin’ilay olona madio amin’ilay olona maloto ilay rano, amin’ny andro fahatelo sy amin’ny andro fahafito, dia hodioviny ho afaka amin’ny ota izy amin’ny andro fahafito.+ Tokony hanasa ny akanjony izy avy eo, dia handro amin’ny rano, ka hadio amin’ny hariva.

      20 “‘Haringana tsy ho anisan’ny fiangonana anefa izay olona maloto ka tsy manadio ny vatany.+ Nandoto ny toerana masin’i Jehovah mantsy izy. Tsy nofafazana rano fanadiovana izy ka maloto.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara