FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia ho lasa mpiandry ondry atỳ an-tany efitra mandritra ny 40 taona ny zanakareo,+ ka ry zareo no hizaka ny vokatry ny nivadihanareo tamiko,* mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.+

  • Deoteronomia 29:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ‘Nandritra an’izay 40 taona nitarihako anareo tany an-tany efitra izay,+ dia tsy lasa tonta ny akanjonareo, ary tsy simba ny kapa teny an-tongotrareo.+

  • Josoa 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nandeha tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona+ mantsy ny Israelita, mandra-paharipaka an’ilay firenena manontolo, izany hoe ny lehilahy mpiady niala avy tany Ejipta izay tsy nankatò ny tenin’i Jehovah.+ Efa nianiana tamin’izy ireo i Jehovah fa tsy hamela azy hahita an’ilay tany+ nanaovan’i Jehovah fianianana tamin’ny razambeny hoe homeny antsika,+ dia tany tondra-dronono sy tantely.+

  • Salamo 95:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nandritra ny 40 taona no nankaloiloy ahy izany taranaka izany, ka nilaza aho hoe:

      “Vahoaka mafy loha ireo sady tsy manao afa-tsy izay tiany foana;

      Tsy fantany ny lalako.”

  • Asan’ny Apostoly 13:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia niaritra ny nataon’izy ireo tany an-tany efitra izy nandritra ny 40 taona teo ho eo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara