FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa tezitra be tamin’ny Israely i Jehovah ka nataony nirenireny tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona ry zareo,+ mandra-paharipaka tanteraka an’ilay taranaka nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah.+

  • Josoa 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Araka ny nampanantenainy,+ dia nitsimbina ny aiko i Jehovah+ nandritra izay 45 taona izay, nanomboka tamin’ny nilazan’i Jehovah an’izany fampanantenana izany tamin’i Mosesy, rehefa nandeha namakivaky ny tany efitra ny Israely.+ Mbola velona aho izao, ary efa 85 taona.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara