FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nanatona an’i Mosesy izy ireo taorian’izay, ka niteny hoe: “Aleo izahay mba hanorina vala* eto ho an’ny biby fiompinay, sy tanàna ho an’ny zanakay.

  • Nomery 32:34-38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia naorin’ny taranak’i Gada* i Dibona,+ Atarota,+ Aroera,+ 35 Atrota-sofana, Jazera,+ Jogbeha,+ 36 Beti-nimra,+ ary Beti-harana.+ Tanàna misy manda daholo ireo. Nanorina vala vita amin’ny vato ho an’ny ondry aman’osy koa izy ireo. 37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona,+ Elale,+ Kiriataima,+ 38 Nebo+ sy Bala-meona+ izay samy novana anarana, ary Sibma. Naorin’izy ireo indray ireo tanàna ireo ka nomeny anarana vaovao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara