-
Josoa 13:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 ary ny eny amin’ny lohasaha,* dia i Beti-harama, Beti-nimra,+ Sokota,+ Zafona, izany hoe ny sisa tamin’ny faritra nofehezin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona.+ Ary i Jordana no sisin-taniny manomboka eo amin’ny sisiny atsimo amin’ny Ranomasin’i Kinereta,*+ dia ny sisiny eo ampita atsinanan’i Jordana. 28 Ireo rehetra ireo miaraka amin’ny tanàna sy ny tanàna keliny no lova nozaraina tamin’ny Gadita, araka ny fianakaviany avy.
-