FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 34:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Omeo an’izao toromarika izao ny Israelita: ‘Hiditra ao Kanana ianareo,+ ka ireto avy ny sisin’ny tany Kanana, ilay tany homena ho lovanareo.+

  • Nomery 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hanomboka eo Sefama ilay izy ka hitohy hatrany Ribla, hatrany atsinanan’i Aina, ary hidina ihany ka hanapaka ny tehezan-kavoana eny atsinanan’ny Ranomasin’i Kinereta,*+

  • Deoteronomia 3:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nomeko ho an’ny Robenita sy ny Gadita+ kosa ny faritra manomboka eo Gileada ka hatreo amin’ny Lohasahan’i* Arnona, ary eo afovoan’ilay lohasaha ny sisin-tany. Nomeko azy ireo koa ilay faritra hatrany Jaboka, ilay lohasaha izay sisin-tanin’ny Amonita. 17 Ary nomeko azy ireo i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta ka hatrany amin’ny Ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira* eo am-pototry ny havoanan’i Pisga manandrify ny atsinanana.+

  • Jaona 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Taorian’izay, dia nankany ampitan’ny Ranomasin’i Galilia, na Ranomasin’i Tiberiasy, i Jesosy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara