-
Nomery 34:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hanomboka eo Sefama ilay izy ka hitohy hatrany Ribla, hatrany atsinanan’i Aina, ary hidina ihany ka hanapaka ny tehezan-kavoana eny atsinanan’ny Ranomasin’i Kinereta,*+ 12 dia hitohy hatrany amin’ny Reniranon’i Jordana, ka any amin’ny Ranomasin-tsira ny farany.+ Izany no ho taninareo+ miaraka amin’ny sisin-tany manodidina azy.’”
-