FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 3:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nomeko ho an’ny Robenita sy ny Gadita+ kosa ny faritra manomboka eo Gileada ka hatreo amin’ny Lohasahan’i* Arnona, ary eo afovoan’ilay lohasaha ny sisin-tany. Nomeko azy ireo koa ilay faritra hatrany Jaboka, ilay lohasaha izay sisin-tanin’ny Amonita. 17 Ary nomeko azy ireo i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta ka hatrany amin’ny Ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira* eo am-pototry ny havoanan’i Pisga manandrify ny atsinanana.+

  • Josoa 11:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha vao nandre an’izany i Jabina mpanjakan’i Hazora, dia naniraka olona nankany amin’i Jobaba mpanjakan’i Madona,+ sy ny mpanjakan’i Simrona, sy ny mpanjakan’i Aksafa,+ 2 sy ireo mpanjaka tany avaratra teny amin’ny faritra be tendrombohitra, sy ireo teny amin’ny tany lemaka* atsimon’i Kinereta, sy ireo tany Sefela, ary teny amin’ny tehezan-kavoanan’i Dora+ tany andrefana,

  • Lioka 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nijoro teo amoron’ny farihin’i Genesareta*+ i Jesosy indray mandeha, ary nifanesika teo aminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra.

  • Jaona 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Taorian’izay, dia nankany ampitan’ny Ranomasin’i Galilia, na Ranomasin’i Tiberiasy, i Jesosy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara