Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Genesisy 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Homeko anao sy ny taranakao handimby anao koa ilay tany ivahinianao,+ i Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandrakizay. Dia ho Andriamanitr’izy ireo aho.”+
18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
8 Homeko anao sy ny taranakao handimby anao koa ilay tany ivahinianao,+ i Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandrakizay. Dia ho Andriamanitr’izy ireo aho.”+