FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 1:12-14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy i Josoa tamin’ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase: 13 “Tadidio ny didy nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo hoe:+ ‘Ataon’i Jehovah Andriamanitrareo milamina ny fiainanareo, sady efa nomeny an’ity tany ity ianareo. 14 Hipetraka etỳ amin’ny tany nomen’i Mosesy anareo etỳ ampitan’i* Jordana ny vadinareo sy ny zanakareo ary ny biby fiompinareo.+ Fa ianareo miaramila matanjaka rehetra+ kosa, tokony hiampita ka hilahatra hiady eo alohan’ny rahalahinareo.+ Tsy maintsy ampianareo ny rahalahinareo,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara