Josoa 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niampita teo alohan’ny Israelita hafa ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, sady nilahatra tsara hoatran’ny miaramila.+ Izany mantsy ny toromarika nomen’i Mosesy azy ireo.+
12 Niampita teo alohan’ny Israelita hafa ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, sady nilahatra tsara hoatran’ny miaramila.+ Izany mantsy ny toromarika nomen’i Mosesy azy ireo.+