FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 24:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Naniraka an’i Mosesy sy Arona+ aho tatỳ aoriana, ary namely an’i Ejipta tamin’ny loza,+ dia nitondra anareo nivoaka avy tany.

  • 1 Samoela 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Raha vao tonga tany Ejipta i Jakoba,+ ary niantso vonjy tamin’i Jehovah+ ny razambenareo, dia naniraka an’i Mosesy+ sy Arona i Jehovah mba hitarika ny razambenareo hivoaka avy tany Ejipta sy hanao izay hipetrahany teto amin’ity toerana ity.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara