Josoa 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tonga hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina ary ny farany atsimon’i Negeba ny tany azon’ny fokon’i Joda,*+ mba ho an’ny fianakavian’izy ireo. Josoa 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nianatsimo nankany amin’ny fiakarana Akrabima+ ka nandalo an’i Zina, dia niakatra avy teo atsimo nankany Kadesi-barnea+ ka nitohy hatrany Hezrona, dia niakatra nankany Adara ka nivily nankany Karka,
15 Tonga hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina ary ny farany atsimon’i Negeba ny tany azon’ny fokon’i Joda,*+ mba ho an’ny fianakavian’izy ireo.
3 ary nianatsimo nankany amin’ny fiakarana Akrabima+ ka nandalo an’i Zina, dia niakatra avy teo atsimo nankany Kadesi-barnea+ ka nitohy hatrany Hezrona, dia niakatra nankany Adara ka nivily nankany Karka,