Nomery 34:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hivily eo atsimon’ilay fiakarana Akrabima+ ny sisin-taninareo, dia hitohy hatrany Zina, ary any atsimon’i Kadesi-barnea+ ny farany. Hitatra hatrany Hazara-adara+ ilay izy ka hitohy hatrany Azmona.
4 Hivily eo atsimon’ilay fiakarana Akrabima+ ny sisin-taninareo, dia hitohy hatrany Zina, ary any atsimon’i Kadesi-barnea+ ny farany. Hitatra hatrany Hazara-adara+ ilay izy ka hitohy hatrany Azmona.