Deoteronomia 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Raha misy olona mahafaty olona tsy nahy nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay,+ dia handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+
42 Raha misy olona mahafaty olona tsy nahy nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay,+ dia handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+