FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Taorian’izay, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia novonoin’i Kaina i Abela rahalahiny ka matiny.+

  • Genesisy 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Izany fa miantsoantso mitaraina amiko ny ran’ny rahalahinao nalatsakao tamin’ny tany.+

  • Salamo 106:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+

      Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,

      Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+

      Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra.

  • Lioka 11:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 mba ho ity taranaka ity no ho tompon’andraikitra* amin’ny ran’ny mpaminany rehetra nalatsaka hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara