-
Nomery 18:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Ho anao daholo koa ny voalohan-teraka amin’ny zavamananaina* rehetra+ hatolony ho an’i Jehovah, na olona izany na biby. Tsy maintsy havotanao anefa ny voalohan-teraky ny olona,+ ary havotanao koa ny voalohan-teraky ny biby maloto.+ 16 Izay iray volana no ho miakatra no havotanao, ka ny vola hanavotana azy dia ny vidiny anombanana azy, izany hoe volafotsy dimy sekely,*+ araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina.* Ny iray sekely dia 20 gera.*
-