FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ho eo amin’ny ilany iray kosa ny fokon’i Gada, ka i Eliasafa+ zanak’i Regoela no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Gada,

  • Nomery 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mpiadidy iray isan’andro no hanolotra fanatitra hitokanana ny alitara.”

  • Nomery 7:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Tamin’ny andro fahenina, dia i Eliasafa+ zanak’i Doela, mpiadidy teo amin’ny taranak’i Gada,

  • Nomery 10:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary i Eliasafa+ zanak’i Doela no mpifehy ny antoko misy ny fokon’ny taranak’i Gada.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara