Eksodosy 25:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Manaova fitoeran-jiro+ amin’ny volamena tsy misy fangarony. Tefeo amin’ny marotoa ilay izy. Tokony ho vaingam-bolamena iray tsy saratsarahina no hotefena hanaovana ny tongony, ny vatany, ny sampany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+
31 “Manaova fitoeran-jiro+ amin’ny volamena tsy misy fangarony. Tefeo amin’ny marotoa ilay izy. Tokony ho vaingam-bolamena iray tsy saratsarahina no hotefena hanaovana ny tongony, ny vatany, ny sampany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+