FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 7:6-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Noraisin’i Mosesy àry ireo sarety sy omby ireo dia nomeny ny Levita. 7 Nomeny sarety roa sy omby efatra ny taranak’i Gersona, fa izany no nilainy mba hamitany ny andraikiny.+ 8 Ny taranak’i Merary indray nomeny sarety efatra sy omby valo, fa izany no nilainy mba hamitany ny andraikiny. Ary i Itamara zanak’i Arona mpisorona no niandraikitra azy ireo.+ 9 Tsy nomeny na inona na inona kosa ny taranak’i Kehata, satria nifandray tamin’ny toerana masina+ ny fanompoana nataon’izy ireo, ary nolanjainy teny an-tsorony ny zava-masina.+

  • 1 Tantara 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy i Davida tamin’izay: “Tsy misy mahazo milanja an’ilay Vata masin’Andriamanitra afa-tsy ny Levita ihany. Ry zareo mantsy no nofidin’i Jehovah hilanja ny Vata masin’i Jehovah sy hanompo Azy foana.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara