FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary ny andraikitry ny taranak’i Gersona+ tao amin’ny tranolay fihaonana dia ny nikarakara ny tranolay,+ ny rakotra,+ ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana* mankao amin’ny tranolay fihaonana, 26 ny fefy lamban’ny+ tokotany, ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana* mankao amin’ny tokotany manodidina ny tranolay sy ny alitara, ny tady fanenjanan-day, ary izay rehetra ampiasaina amin’ny fanompoana mifandray amin’ireny.

  • Nomery 4:24-26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ireto avy no tokony hokarakarain’ny fianakavian’ny Gersonita sy hoentiny:+ 25 Hoentin’izy ireo ny lamban’ny tranolay,+ ny tranolay fihaonana, ny rakotra, ilay rakotra vita amin’ny hoditra faoky eo amboniny,+ ny lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay fihaonana,+ 26 ny fefy lamban’ny tokotany,+ ny lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny vavahadin’ny tokotany+ manodidina ny tranolay sy ny alitara, ny tady fanenjanan-day sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ary ny zavatra rehetra ampiasaina rehefa manompo ao amin’ny tranolay masina. Izany no anendrena azy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara