Eksodosy 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Lamba folo no hanaovanao ny tranolay masina.+ Tokony ho vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, ary kofehy mena midorehitra ireo lamba ireo, dia horavahanao sarina+ kerobima atao peta-kofehy.+
26 “Lamba folo no hanaovanao ny tranolay masina.+ Tokony ho vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, ary kofehy mena midorehitra ireo lamba ireo, dia horavahanao sarina+ kerobima atao peta-kofehy.+